Svoboda | Graniru | BBC Russia | Golosameriki | Facebook
Aller au contenu

Metaly sarobidy

Avy amin'i Wikipedia
Volamena

Ny metaly sarobidy dia metaly manana sanda ara-toekarena lehibe. Miovaova arakaraka ny vanim-potoana sy ny sivilizasiôna ny hevitra momba ny metaly sarobidy, arakaraka ny tolotra sy ny tinady: raha ny volamena, ny volafotsy, ny platinina, ny rôdiôma ary ny paladiôma no heverina dia tsikaritra fa tsy voatery ho lafo indrindra ireo na ireo izay efa tena tian' ny olona rehetra hatrizay. Resahina koa ny hoe "metaly sarobidy antsasany" hilazana ny metaly tsy dia be mpitady teo amin' ny tantara nefa tsy fahita firy, toy ny titanina, na nanjary tsy fahita firy toy ny varahina.