Svoboda | Graniru | BBC Russia | Golosameriki | Facebook
Aller au contenu

draft horse

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy

[Ovay]

Anarana iombonana

draft horse

  1. soavaly ampiasaina amin'ny asa hozatra, ankoatra ny fitaterana mpitaingina sy/na entana, toy ny fisintonana sarety, arina na hazo
  2. soavaly voaforona ho amin'izany asa

Tsiahy