Svoboda | Graniru | BBC Russia | Golosameriki | Facebook

Ny angatra dia fanahin' ny olona na biby maty, izay misehoseho manodidina ny tontolon' ny velona. "Fisehoan' ny fanahin' ny olona maty -- na biby koa aza -- izay mihelohelo manodidina ny velona ary mety ho hitan' ny velona mihitsy aza, indrindra amin' ny tarehin' ny afo" ny angatra (Rakibolana malagasy)[1].

Jereo koa

hanova

Loharano sy fanamarihana

hanova
  1. Rajemisa-Raolison Régis, "Angatra" ao amin' ny Rakibolana malagasy, Antananarivo-Ambozontany, 1985.