Svoboda | Graniru | BBC Russia | Golosameriki | Facebook
Aller au contenu

Abidy kôpta

Avy amin'i Wikipedia
Abidy kôpta

Ny abidy kôpta no abidy ampiasaina hanoratana ny fiteny kôpta. Io fiteny io no mpandova ny fiteny egiptiana nosoratana tamin' ny hierôglifa taloha sy nitsahatra tsy ho fiteny velona tamin' ny taonjato faha-10 tamin' ny vanim-potoana kristiana; mbola ampiasaina ho fiteny litorjika ao amin' ny Fiangonana Ôrtôdôksa Kôpta ny fiteny kôpta. Ny abidy kôpta àry dia soratra "masina" ankehitriny. Ny endrika nasiam-panovana amin' ny abidy kôpta dia ampiasaina hanoratana ny fiteny nobiana taloha sy ny fiteny nobiana sasany toa ny fiteny nôbiina sy ny fiteny andaandy ary ny fiteny matôky, ohatra.

Image Sorabaventy Soramadinika Sandan' isa Anarany Litera latina Fanoanonana
1 alpʰa a [a, ʕ, ʔ]
2 bēta b [b, v, w]
3 gamma g [k] / [g, ŋ, ɣ]
4 dalda d [d] / [d, ð]
5 ei e [e]
6 soou sc, ss, c [sc]
7 zēta z [s] / [z]
8 ēta ē, ee [eː] / [ɛː, i]
9 tʰēta [tʰ] / [tʰ, θ]
10 iōta i, ï [i, j]
20 kappa k [k]
30 laula l [l]
40 m [m]
50 n [n]
60 kˢi kˢ, x [X]
70 ou o [o]
80 pi p [p]
100 r [r]
200 sēmma s [s]
300 tau t [t] / [t, d]
400 he u, uh [u, w] / [u, w, i, v]
500 pʰi [pʰ] / [pʰ, f]
600 kʰi h, kh, Q [kʰ] / [kʰ, χ, ʃ]
700 pˢi [ps]
800 ō ō, w [oː] [w]
Ϣ ϣ šai š [ʃ]
Ϥ ϥ 90 fai f [f]
Ϧ ϧ ḫai [x]
Ϩ ϩ hori h [h]
Ϫ ϫ ḏanḏia ḏ, j [d͡ʒ] / [d͡ʒ, g] [j]
Ϭ ϭ qima q, ch [q] / [t͡ʃ] [ch]
Ϯ ϯ ti tt' [ti, T']
900 pˢis ənše ssss [c:, t͡s]