Svoboda | Graniru | BBC Russia | Golosameriki | Facebook
Aller au contenu

Fandoro fôsily

Avy amin'i Wikipedia
Arintany, anisan' ny fandoro fôsily ampiasaina indrindra eto an-tany

Ny Fandoro fôsily dia fandoro avy amin' ny vato lasa fôsily noho ny fotoana mandroso. Ny fôsily ny fatin' ny biby sy zavamaniry niaina teto ambon' ny tany lasa solitany, etona natoraly na arintany. Ny fandoro fôsily dia misy eto an-tany fa saingy izy vitsy ary tsy mihavao anatin' ny fiainan' ny olombelona.

Nandritra ny taonjato faha-20 sy faha-21, ny fampiasana ny fandoro fôsily dia nahafahan' ny fivoarana ara-taozava-baventy nitranga manerana ny tany. Noho izany, lasa fanamby ho an' ny olombelona sy ho an' ny taonjato faha-21 ny fanakelezana ny famoahana CO2. Tamin' ny taona 2000, ny 88 % amin' ny angôvo voalohany lany dia avy amin' ny fandoro fôsily. Ary 25 lavitrisa taonina CO2 isan-taona no lasa eny amin' ny soson-drivotra, ary izany dia avy amina loharano maro samihafa (indrindra ny fiarakodia).

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.