Svoboda | Graniru | BBC Russia | Golosameriki | Facebook
Aller au contenu

Hazo (akora)

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Hazo)
Hazo

Ny hazo na nofon-kazo dia akora voajanahary avy amin' ny zavamaniry. Izy io dia fitambarana tamba-tsela zavamaniry avy amin' ny ankamaroan' ny vatan' ny zavamaniry hazo. Ao amin' ny zavamaniry, ny nofon-kazo dia miantoka ny fitaterana ny ranon-kazo avy any amin' ny fakany mankany amin' ny ravina sady miantoka ny fanohanana ny zavamaniry lehibe (hazo na hazo madinika).

Akora be mpitia izy io noho ny hamafiny sy noho ny fahafahany manome hafanana raha dorana ary noho izy akora ho an' ny famokarana zavakanto sy ho an' ny sehatra indostrialy maro. Betsaka ny fampiasana ny hazo amin' ny fanorenana sy ny indostria (indostrian' ny taratasy, indostria simika, sns.) ary atao fandrehitra.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]