Svoboda | Graniru | BBC Russia | Golosameriki | Facebook
Aller au contenu

Latabatra maro bokitra

Avy amin'i Wikipedia
Neve VR60 (The Engine Room)

Ny Latabatra maro bokitra na ny Vata mampifangaro (amin'ny teny Frantsay : Table de mixage), dia fitaovana entina hitehirizana sy hamokarana ny feo na zava-maneno, fampifangaroina ny feo maro samihafa koa izy io, misy karazany roa ny Latabatra maro bokitra dia ny analojika sy nomerika, izany hoe afaka manao feon-javatra analojika sy nomerika izy.

Ny Latabatra maro bokitra dia fitaovana nampiasaina voalohany teo amin'ny sehatra famokarana ny Radiô, nanomboka tany amin'ny voalohan'ny taona 1930 no nampiasana io fitaovana io.

Fampiasana

[hanova | hanova ny fango]

Toetoetrany

[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.