Svoboda | Graniru | BBC Russia | Golosameriki | Facebook
Aller au contenu

Liktenstaina

Avy amin'i Wikipedia
Sainan' i Liktenstaina
Saritanin' i Liktenstaina

I Liktenstaina dia firenena ao Eorôpa. I Vaduz no renivohiny. I Schaan no tanàna lehibe indrindra ao. Miaraka amin' ny mponina 39 680 (2022), i Liktenstaina no firenena kely indrindra amin' ny faritra miteny alemàna. Ny fiteny ôfisialy dia ny fiteny alemana.

Liktenstaina



Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Firenena ao Eorôpa

Albania - Alemaina - Andôra - Aotrisy - Belzika - Bielôrosia - Bolgaria - Bôsnia-Herzegôvina - Danemarka - Espaina - Estônia - Fanjakana Mitambatra - Finlandy - Frantsa - Grisia (na Gresy) - Hôngria (na Hongaria) - Irlanda - Islandy - Italia - Jeôrjia - Kipra (na Sipra) - Krôasia (na - Krôatia) - Letônia - Liktenstaina - Litoania - Loksemborga - Masedônia Avaratra (na Makedônia Avaratra)- Malta - Môldavia - Môntenegrô - Nederlandy - Nôrvezy - Okraina - Pôlônia - Pôrtogaly - Tsekia - Romania - Rosia - San-Marîno - Serbia - Slôvakia - Slôvenia - Soeda - Soisa - Tsekia - Vatikàna.

Kôntinenta eto an-tany

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.