Svoboda | Graniru | BBC Russia | Golosameriki | Facebook
Aller au contenu

Nikita Khrushchev

Avy amin'i Wikipedia
Nikita Khrushchev
Ankapobeny
Anarana Nikita Khrushchev
Teraka 15 Aprily 1894
Maty 11 Septambra 1971
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Firaisan'ny Repoblika Sosialista Sovietika
Asa :
Fiainana manokana

I Nikita Khrushchev dia mpanao pôlitika tao amin' ny Firaisan' ny Repoblika Sôsialista Sôvietika teraka tamin' ny 15 Avrily 1894 ary maty tamin' ny 11 Septambra 1971 tao Môskva.

Ny fiainany manokana[hanova | hanova ny fango]

Ny vadiny dia i Nina Khrushchev. Ny zanany dia i Sergei Khrushchev.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

  • Ao amin'i Freebase: [1]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.