Svoboda | Graniru | BBC Russia | Golosameriki | Facebook
Aller au contenu

Sharjah

Avy amin'i Wikipedia
Ny Souk Al Markaz ao Sharjah

I Sharjah dia tanàna ao amin' ny Emirata Arabo Mitambatra, renivohitry ny Emiratan' i Sharjah. Io no tangoron-tanàn-dehibe faharoa be mponina indrindra ao amin' ilay firenena, aorian' i Dubai, misy mponina 543 733 tamin' ny taona 2004 ary mponina 800 000 mahery tamin' ny taona 2007, ary eo alohan' i Abu Dhabi, renivohitr' ilay firenena.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]