Svoboda | Graniru | BBC Russia | Golosameriki | Facebook
Aller au contenu

Sofina

Avy amin'i Wikipedia

Ny sofina dia taova fandrenesana ary, amin'ny biby mampinono dia mandanjalanja. Ao amin'ny biby mampinono dia mazàna ny sofina dia manana ampahany telo: ny sofina ivelany, ny sofina afovoany ary ny sofina anatiny.