Svoboda | Graniru | BBC Russia | Golosameriki | Facebook
Aller au contenu

Tady

Avy amin'i Wikipedia
Tady vita amin' ny tsiraka rongony

Ny tady dia andiana kofehy, tsiraka, na tadikely izay mihodinkodina na mitambatra hanana endrika lehibe kokoa sy matanjaka kokoa. Ny tady dia manana tohitra amin' ny fandroritana ary azo ampiasaina amin' ny fitarihana sy ny fampiakarana.