Svoboda | Graniru | BBC Russia | Golosameriki | Facebook
Aller au contenu

Voarohitsaka

Avy amin'i Wikipedia
Voarohitsaka (Robus rosifolius )

Ny voarohitsaka na voaroitanala dia zavamaniry fihinam-boa, ao amin' ny fianakavian-javamaniry Rosaceae. Robus rosifolius ny anarany ara-tsiansa.

Voarohitsaka (Robus rosifolius )

Tanehina anaty rano ny raviny dia omena ny zaza voan' ny kitrotro ny tambavy azo avy amin' izany rehefa nampangatsiahina.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]